|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kasoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 farim-peo. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  kasoka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fisafoana mandalo dia izay, kasika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the act of rubbing, or of rubbing against something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de frotter. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)32  kasoka
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 (de kasaka : action de frotter énergiquement, de réduire en poudre). Grains de haricots qu'on écrase en poudre à laquelle on ajoute du sel et des aromates. On en fait ensuite une sorte de purée, de brouet.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  36  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  37 kakaso, 38 kasoka, 39 sokàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09