|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsangam-bolo |
| Singan-teny | 2mitsangana, 3volo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olona na biby matahotra na koa mangatsiaka ka mitsangantsangana be ihany ny volony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|