|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rehaka, rehareha, aniona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 fierté, arrogance, fanfaronnade
[1.3#225] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7 hatrakatraka |
| Kamban-teny rehetra | 8 mena hatraka |
| Fivaditsoratra | hatraka, 9 Tharakà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|