|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandraribola |
| Singan-teny | 2 vola |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a corruption of the word fandroribola.
[1.2] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Tsipelina hafa | 7 fandrirobola, fandroribola |
| Tovy hevitra | 8 fandroribahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|