| Entrée (1/2) | 1 asorotany | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana. Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10] 4 
 5 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1] | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| Explications en anglais | 6   the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2] | 
| Exemples | 7   koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864.
[2.59] | 
| Tous les mots composés | 8 asorotanitsisatry | 
| Vocabulaire | 9 Temps 10 Croyances | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Proverbes | 87 Proverbes contenant ce mot | 
| Tableaux et planches | 88   Mesure du temps | 
| Entrée (2/2) | 89 asorotany | 
| Partie du discours | 90 nom | 
| Explications en malgache | 91   zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13] | 
| Explications en français | 92   tropique du Cancer [1.13] | 
| Vocabulaire | 93 Géographie: (en général) | 
| Analogues | 94 adijady, zana-pehintany | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 95 asorotany, 96 isotroana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |