|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakave |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] volana fahafolo amin'ny taona
[1.78] 4 [Antesaka] anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina, 5 maintany [1.78] 6 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78] 7 [Tanosy] volana fahasivy amin'ny taona [1.78] |
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|