|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 safary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria:
4 Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 15 saroro |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 18 safary |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)
[Bara]
[1.353#62] |
| Teny iditra (3/4) | 21 safary |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 volana fahaefatra amin'ny taona
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 24 Fotoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Teny iditra (4/4) | 100 safary |
| Sokajin-teny | 101 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
102 (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 103 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 105 farasy, 106 firasa, safary, 107 Safira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|