|
|
|
|

Teny iditra1  zanvie
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie [1.1#1055]
Fanazavàna teny anglisy  4 January [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 janvier [3.1]
Ohatra  6  Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#]
Voambolana  7  Fotoana
Tovy hevitra  8 janoary
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  84  Fizaran' andro

Fivaditsoratra  85 vezina, zanvie

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09