|
|
|
|

Teny iditra1  mizana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a scale for weighting. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 balance. [1.3, 1.8]
6 figuré: les magistrats, les juges. [1.3]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 anzima, 11 manazy, 12 mizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09