|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 jona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran' ny volana fahenina amin' ny taona, misy andro 30
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 June
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 juin
[3.1] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 7 jiona |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
84 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/4) | 85 jona |
| Sokajin-teny | 86 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
87 [Tanala] tandrify fikendry
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 88 Jona |
| Sokajin-teny | 89 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
90 Jona, Jonasa: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996] 91 Randzavola: Jona amin' ny Baiboly [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
92 Jonah: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
93 Jonas: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 94 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 95 jonasa, jonasa |
| Teny iditra (4/4) | 96 Jona |
| Sokajin-teny | 97 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
98 Jona
[2.996] 99 Randzavola: Jona amin' ny Baiboly [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
100 Jonah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
101 Jonas
[2.996] |
| Voambolana | 102 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 103 jonasa, jonasa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 104 Toko sy andininy momba Jona |
| Fivaditsoratra | 105 anjo, 106 jano, Jona, jona, 107 njoa, 108 onja |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|