|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a forest, a wood [Mal. alas.]. [1.2]
6 a forest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 forêt. [1.8, 1.13]
8 Forêt, nom général des forêts primaires ou encore faiblement modifiées par l'action de l'homme (pris adjectivement le même mot veut dire : touffu, où l'on pénètre difficilement). Les Malgaches distinguent plusieurs catégories de forêts : ala tsy vaky lay, ala mikirindro, ala mainty, ala maizina, ala ngetroka, alam-bero, ala mazaotra, ala vory, ala maty, ala fady.
9 - ala-be : végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux.. [Sakalava, Mahafaly]
10 Pour les forêts secondaires, voir savoka.. [1.196]
Ohatra  11  Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa? [2.643]
12  Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [2.472]
13  mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [2.69]
14  Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  17  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 109 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  20  Soratra misy io teny io
Lahatsoratra  21 Randzavola: ala ao amin' ny Baiboly
Sary 

Teny iditra (2/5)22  ala
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Fakana, fanesorana.
25 Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 without, on the outside of, removed, freed from. Much used in making compound words and phrases. See afaka, aka, isotra, saraka.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27 sortie, enlèvement. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  60  Fikambanana 73 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)61  ala
Sokajin-teny  62  anarana
Fanazavàna teny anglisy  63 a provincial name for a serpent. [Provincial] [1.2]
Voambolana  64  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (4/5)65  a
Fototeny  66 la
Sokajin-teny  67  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  68 Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  69 ce qu'on emploie pour nier. Alavy ny hevi-diso ny rariny: employez la vérité contre l'erreur. [1.3]
Haiendriteny 
70  Ny ankehitriny :
71  Ny lasa :
72  Ny hoavy :
73  Filaza mandidy :

Teny iditra (5/5)74  alà
Sokajin-teny  75  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  76 vohana. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  77 ala, alà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10