|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanalana |
| Fototeny | 2 ala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything..
[1.2] 6 the act of removing. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de prendre, d'ôter.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245#]
|
| Tovy hevitra | 9 fanala |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 fanalana |
| Fototeny | 12 ala |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 soustraction.
[1.13] |
| Voambolana | 16 Matematika: rafitrisa |
| Tovy hevitra | 17 fangalana |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 falanana, 20 fanalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|