|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voa
Fototeny  2 la
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4 La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany.. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5 refused, denied, rejected. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 refusé, nié, rejeté, renié. [1.3]

Teny iditra (2/2)7  voala
Fototeny  8 ala
Sokajin-teny  9  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  10 removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [voaala] 11 Enlevé, ôté. [Vezo] [1.68]
12 Enlevé, arraché. [1.3]
Ohatra  13  Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny. [2.470#]
Kamban-teny rehetra  14 voala baraka

Fivaditsoratra  15 alavo, 16 alova, 17 valao, 18 voalà, voala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09