|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  aka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fangalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de prendre, d'aller chercher. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/8)13  akà
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fodiana (adala na marary...), safary.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 [root not in use]. [1.2#13]
Fanazavàna teny frantsay  17 simulation d'ignorance, feinte. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/8)35  aka
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 rankizy. [Bara] [1.78]
38 Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao. [1.1]

Teny iditra (4/8)39  aka
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41 fisintonan'ny ranomasina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  42 marée basse. [1.13]
Voambolana  43  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 44  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (5/8)45  aka
Sokajin-teny  46  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  47 accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  48 accoutumé à, habile à. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (6/8)49  aka
Sokajin-teny  50  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  51 tsy, aza. [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  52 same as aza. [Sakalava] [1.2]

Teny iditra (7/8)53  aka
Sokajin-teny  54  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  55 ise. [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  56  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (8/8)57  aka
Sokajin-teny  58  anarana
Fanazavàna teny malagasy  59 anaram-borona, angaka. [Taimoro] [1.78]
60 karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana. [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  61  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  62 akà, aka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10