|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 alana |
| Fototeny | 2ala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Esorina, ongotana, ombotana: Nalana ny nifiny fa efa simba [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to have something taken from so as to be reduced in number or quantity; removed, taken off or out, as a lamba, a tooth, etc. This form is similar to the relative of miala. [1.2] 6 to be removed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on enlève, qu'on arrache qu'on ôte [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12sifotra alan-doha |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 alana |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 fasika [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 sand [Provincial]
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|