|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mianala |
| Fototeny | 2 ala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha mankany an' ala: Lasa nianala Iabanikoto.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to go to the forest. Imp. and rel. not used..
[1.2] 6 to go to the forest to fetch wood. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 aller chercher du bois à la forêt.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 alamina, 13 lamaina, 14 malaina, 15 mianala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|