|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
4 Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 separated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 séparé [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)27  saraka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 zanak'omby mbola minono [Tanosy] [1.78]
30 Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]

Fivaditsoratra  31 sakara, saraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17