|
|
|
|

Teny iditra (1/13)1  la
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana,
4 tsy hanaiky, tsy hanao.
5 (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L
6 voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D).
7 -- Indreto ny teny niaviany:
8 Soehily la (tsy, tsia);
9 Mag. enda (tsia), menda (mandà);
10 Tir. enda (tsia);
11 Maley enggan (mandà).
12 Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan.
13 Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany [1.10]
14 fandavana [Taisaka] [1.78]
15 mandà, miodina [Bara] [1.78]
16 tsy fetezana hanao, tohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 root of the following [compare to Swahili la,
18 meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 refus [1.3, 1.5]
20 reniement, renoncement, rejet, négation [1.3]
21 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8]
22 action de nier, de refuser [1.14]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  35 mafy la

Teny iditra (2/13)36  la
Sokajin-teny  37  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  38 si [Tanala] [1.6]

Teny iditra (3/13)39  la
Sokajin-teny  40  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  41 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra:
42 la tsara! : tsara!
43 da tsara! : tsara dia tsara!
44 la maro eke! : dia marobe re izy izany! [1.10]
45 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra:
46 La maty va? : efa maty va? [1.10]

Teny iditra (4/13)47  la
Sokajin-teny  48  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  49 tonta (fiasana), mihintsana (volo) [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (5/13)50  la-
Sokajin-teny  51  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  52 ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe
53 LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana
54 tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe:
55 latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe),
56 lapoely (la poêle), labiera (la bière),
57 labozia (la bougie), ets. ets. [1.10]

Teny iditra (6/13)58     
Sokajin-teny  59  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  60 ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay.
61 Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity.
62 Il était là tout à l'heure:
63 vao haingana izy no tao.
64 De là au village il y a deux cents pas:
65 hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  66 any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
67 àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8]
68 ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8]
69 eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8]
70 indry: voilà! là! [1.8]
71 injao: là! (tout près) [1.8]

Teny iditra (7/13)72  la    
Sokajin-teny  73  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  74 ny: La lune (Ny volana) [1.4]
Mpanahaka  75  le, 76  les

Teny iditra (8/13)77  la    
Sokajin-teny  78  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  79 izy/,>, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [1.4]
Mpanahaka  80  le, 81  les

Teny iditra (9/13)82     
Sokajin-teny  83  tambinteny [Fitanisana]

Teny iditra (10/13)84  la    
Sokajin-teny  85  mpanoritra [Fitanisana]

Teny iditra (11/13)86  la    
Sokajin-teny  87  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  88 Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
89 laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao
90 solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany):
91 DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10]
Voambolana  92  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  93  do, 94  fa, 95  mi, 96  re, 97  si, 98  sol
Sary 

Teny iditra (12/13)99  La    
Sokajin-teny  100  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  101 Singa mivaingana, faha-57 amin'ny
102 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  103 Lanthanum. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  104 Lanthane. [3.1]
Voambolana  105  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  106  Fisokajiana miherina

Teny iditra (13/13)107  LA    
Sokajin-teny  108  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  109 Fanafohezan-tenin' i Los Angeles
110 (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna
111 lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
112 Fanafohezan-tenin' i Louisiana:
113 fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
Voambolana  114  Haitoetany: tanàna
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20