| Entrée (1/13) | 1 la | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà). Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany [1.10] 4 fandavana [Taisaka] [1.78] 5 mandà, miodina [Bara] [1.78] 6 tsy fetezana hanao, tohitra [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [1.2] | 
| Explications en français | 8   refus [1.3, 1.5] 9 reniement, renoncement, rejet, négation [1.3] 10 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8] 11 action de nier, de refuser [1.14] | 
| Explications en italien | 12   rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita [1.18] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 25 mafy la | 
| Entrée (2/13) | 26 la | 
| Partie du discours | 27 conjonction [Liste complète] | 
| Explications en français | 28   si [Tanala]
 [1.6] | 
| Entrée (3/13) | 29 la | 
| Partie du discours | 30 article [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 31   teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! [1.10] 32 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? [1.10] | 
| Entrée (4/13) | 33 la | 
| Partie du discours | 34 adjectif | 
| Explications en malgache | 35   tonta (fiasana), mihintsana (volo) [Taisaka]
 [1.78] | 
| Entrée (5/13) | 36 la- | 
| Partie du discours | 37 particule [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 38   ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. [1.10] | 
| Entrée (6/13) | 39   là  | 
| Partie du discours | 40 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 41   ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [1.4] | 
| Explications en français | 42   any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8] 43 ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8] 44 eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8] 45 indry: voilà! là! [1.8] 46 injao: là! (tout près) [1.8] | 
| Entrée (7/13) | 47   la  | 
| Partie du discours | 48 article [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 49   ny: La lune (Ny volana) [1.4] | 
| Analogues | 50 le, les | 
| Entrée (8/13) | 51   la  | 
| Partie du discours | 52 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 53   izy/,>, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [1.4] | 
| Analogues | 54 le, les | 
| Entrée (9/13) | 55   là  | 
| Partie du discours | 56 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en italien | 57   eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) [1.18] | 
| Entrée (10/13) | 58   la  | 
| Partie du discours | 59 article [Liste complète] | 
| Explications en italien | 60   ny [1.18] | 
| Entrée (11/13) | 61   la  | 
| Partie du discours | 62 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 63   Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] 64 laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10] | 
| Vocabulaire | 65 Musique: (en général) | 
| Analogues | 66 do, re, mi, fa, sol, si | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (12/13) | 67   La  | 
| Partie du discours | 68 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 69   Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | 
| Explications en anglais | 70   Lanthanum. [3.1] | 
| Explications en français | 71   Lanthane. [3.1] | 
| Vocabulaire | 72 Chimie | 
| Tableaux et planches | 73   Table périodique | 
| Entrée (13/13) | 74   LA  | 
| Partie du discours | 75 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 76   Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] 77 Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] | 
| Vocabulaire | 78 Géographie: agglomérations | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |