|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  do
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bibilava makadiry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 espèce de grand serpent. [Taisaka] [1.82]
5 espèce de boa. [1.54]
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  7 akoma, ankoma
Kamban-teny rehetra  8 anañi ty do vanda

Teny iditra (2/5)9  do
Sokajin-teny  10  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 habokana. [Taisaka]
12 boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony. [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13 lépreux qui a perdu les doigts et les orteils. [Taisaka] [1.82]
Voambolana  14  Fahasalamana

Teny iditra (3/5)15  do~
Sokajin-teny  16  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra. [1.12]

Teny iditra (4/5)19  do    
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  21 to do: manao, mahefa, mahavita. [1.17]

Teny iditra (5/5)22  do    
Sokajin-teny  23  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  24 Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama. [1.1]
Voambolana  25  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  26  fa, 27  la, 28  mi, 29  re, 30  si, 31  sol
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09