|
|
|
|

Teny iditra1  mafy la
Singan-teny  2 mafy, 3 la
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mizirizy tsy mety manaiky [1.10]
6 Mandà, tsy azo atao ahoana amin' ahoana; fatra-panohitra mafy, mikiribiby rehefa mandà [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 stubborn in denying when one has done wrong [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui nie mordicus, qui résiste à l'évidence [1.3]

Fivaditsoratra  9 famaly, 10 filama, mafy la

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12