|
|
|
|

Teny iditra (1/11)1  arỳ
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 there, yonder, signifying a distant place not seen.. [1.2]
5 there far away (not in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas. [1.3]
7 là-bas (loin, pas visible). [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  12  Toerana
Mpanahaka  13  any, 14  ao, 15  ary, 16  aroa, 17  aty, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  ery, 23  eroa, 24  ety, 25  eto, 26  etsy
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/11)28  ary
Sokajin-teny  29  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30 Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy.
31 Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra.
32 Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  33 and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences.. [1.2]
34 and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  35 et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb. [1.8]

Teny iditra (3/11)36  àry
Sokajin-teny  37  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  38 Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39 then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  40 donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!). [1.3]
41 donc. [1.5]
Kamban-teny rehetra  42 aoka ary

Teny iditra (4/11)43  ary
Sokajin-teny  44  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  45 any. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (5/11)46  ary
Sokajin-teny  47  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  48 Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary.
49 Manana: Efa ary nify ny zanako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  50 existed, formed, produced; being.. [1.2]
51 made, created, brought into being. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  52 créé, qui existe. [1.3, 1.8]
Haiendriteny 
53  Tsotra :
54  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  60  Fikambanana 19 amin' io teny io

Teny iditra (6/11)61  ary
Sokajin-teny  62  anarana
Fanazavàna teny malagasy  63 Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  64 action de rejeter. [1.3, 1.5]
65 action d'abandonner, de perdre. [1.3]
66 action de jeter. Variant: are. [1.14]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  70  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (7/11)71  ary
Sokajin-teny  72  anarana
Fanazavàna teny malagasy  73 taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  74 the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  75 la rate. [1.3]
Voambolana  76  Haiaina
Mpanahaka  77  arinkena

Teny iditra (8/11)78  ary
Sokajin-teny  79  anarana
Fanazavàna teny malagasy  80 nonon'omby, tohatra. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (9/11)81  ary
Sokajin-teny  82  anarana
Fanazavàna teny malagasy  83 fiverenana ilalana. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (10/11)84  ary
Sokajin-teny  85  anarana
Fanazavàna teny frantsay  86 Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex..
87  : Ficus sp. ; également appelé ary-voara. [Taisaka]
88 (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae).. [Taimoro, Taisaka] [1.196]
Voambolana  89  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  90  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (11/11)91  ary
Sokajin-teny  92  anarana
Fanazavàna teny malagasy  93 jereo ariary. [1.1]

Fivaditsoratra  94 ary, àry, arỳ, 95 ira, irà, 96 ray, 97 ria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10