|
|
|
|

Teny iditra 1  eroa
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] ary [1.78]
4 Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 there far away (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 là bien loin, visible [1.8]
Ohatra  7  Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324]
8  Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470#166]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpanahaka  13  any, 14  ao, 15  ary, 16  aroa, 17  aty, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  ery, 23  eroa, 24  ety, 25  eto, 26  etsy
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Fivaditsoratra  28 aore, 29 -areo, 30 erao, eroa, 31 orea

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26