|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  manja
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra: Mba tiako ny volon' iry soavaly manja iry.
4 Tsara tarehy: Manja izany raha tovolahy. [1.1]
Ohatra  5  omby malaza manja volontakatra, izao no fahamasinana amy ny fiherezana; [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  118  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/6)119  manja
Sokajin-teny  120  anarana
Fanazavàna teny malagasy  121 Fira-potsy atao eo ivohon' ny fitaratra mba hamerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Manjam-pitaratra. [1.1]
Kamban-teny rehetra  122  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/6)123  manja
Sokajin-teny  124  anarana
Fanazavàna teny frantsay  125 (merina, et toute l'île). Pris adjectivement : de couleur brune. Nom de diverses plantes dont on tirait des teintures brunes. Voir aussi amanja.. [1.196]
Voambolana  126  Haizavamaniry

Teny iditra (4/6)127  Manja
Singan-teny  128 manja
Sokajin-teny  129  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -15.7833333+49|-19.9+46.9|-21.4333333+44.3333333
Voambolana  130  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (5/6)131  Manja
Sokajin-teny  132  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  133 Rapatsalahy Paul

Teny iditra (6/6)134  Manja
Singan-teny  135 manja
Sokajin-teny  136  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  137 Chef-lieu de sous-préfecture, à 287 km au nord de Tuléar et à 176 km de Morondava; 5240 habitants .... [1.11]
Fangi-bolantany  -21.4333333+44.3333333

Fivaditsoratra  138 manja, Manja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10