Index

Proverbes : ierana

Proverbe 1Hanin-tsy ierana mahakitratraina,; misara-tsy miady mahasahozanina. [2.653 #1030]

Proverbe 2Homba anao teny ierana aho, Raolomanga, fa ny teny ierana tsy mba loza. [2.653 #1098]
Homba anao teny ierana aho, Raolomanga, fa ny teny ieran-tsy mba loza. [2.558 #1376]

Proverbe 3Mividy mahazo, mangataka omena, ka nony anontaniana hitokija! [2.558 #2522]
Mividy mahazo, mangataka omena : ka nony ierana hitokija. [2.415 #6513, 2.653 #1920]
Traduction françaiseQuand vous achetez, vous recevez ; quand vous demandez, on vous donne ; mais quand il s'agit d' un avis, vous trouvez bouche close. [2.415 #6513]
Interprétation françaiseUn avis est plus difficile à donner. [2.415 #6513]

Proverbe 4Ny rindra hirindrana, ary ny herana hierana. [2.415 #3293]
Traduction françaiseApportez des joncs pour être disposés et tressés, apportez des herana pour qu' on se consulte et se mette d'accord. [2.415 #3293]
Interprétation françaiseSe disait quand il s' élevait une difficulté, afin d'exhorter à l'entente ; proverbe fait d' assonance : rindra et hirindrana, herana et hierana. [2.415 #3293]

Proverbe 5Ny teny ierana tsy mba loza. [2.165 #264]
Traduction françaiseSe consulter avec les autres ne peut faire de mal. [2.165 #264]

Proverbe 6Tsy misy mangidy hoatry ny sakay, hono, fa raha atao teny ierana dia mafanafana. [2.415]
Tsy misy mangidy hoatry ny sakay, hono, fa raha atao teny ierana dia mamy. [2.415]
Tsy misy mangidy noho ny sakay, fa raha teny ierana dia hanina. [2.165 #265]
Tsy misy mangidy ohatra ny sakay fa rehefa teny ierana laitra ihany. [1.1]
Tsy misy mangidy ohatra ny sakay fa rehefa teny ierana lany ihany. [1.1]
Tsy misy mangidy toy ny sakay; fa raha teny ierana, mafanafana. [2.653 #3533]
Tsy misy mangidy toy ny sakay fa rehefa teny ierana mamy. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa rehefa sitraka sy nifanarahana, dia maniary mora na dia sarotra sy manahirana aza. [1.1]
Na inona na inona hasarotan-javatra eo amin' ny fifampiraharahana, rehefa ifanarahana vita ihany. [1.1]
Na inona na inona zava-tsarotra, rehefa ifanarahana tonga mora. [1.1]
Traduction françaiseRien n' est plus cuisant que le piment, mais quand il y a union et entente, c' est doux à manger. [2.415 #4842]
Rien n' est plus piquant que le piment, mais si l' on s' accorde pour cela, on le mange quand même. [2.165 #265]
Interprétation françaiseLes peines sont adoucies en famille. [2.415 #4842]

Proverbe 7Tsy misy mangidy noho sakay; fa raha teny ierana, dia hanina. [2.653 #3532]

Index