|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamy
Fototeny  2 hamy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely.
5 Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka.
6 Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 sweet. [1.2, 1.7]
8 well-liked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 doux.
10 chéri. [1.3, 1.8]
11 suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie). [1.3]
12 sucré. [1.8]
13 doux, sucré, de hamy : saveur du miel, comparer au Malais : manis, au Dayak : anis, etc.). Pour les Bara la signification est plus étendue qu'en Imerina et peut se traduire : qu'on aime, qu'on mange volontiers.. [Bara] [1.196]
Ohatra  14  mamy ny zanaka nateraka [2.48]
15  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  22 fy, mafilotra, matsiro
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 30 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)25  mamy
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27 manafina. [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  28 mamimaso

Teny iditra (3/3)29  mamy
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Plante suffrutescente dont les tiges ont une saveur sucrée. [Bara] [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33 mamy, 34 mima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09