|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 herana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 jonc à large feuilles dont on couvre les toits. Cyperus latifolius, Poir.
[1.3] 5 variété de jonc [1.13] 6 [Merina+Betsileo+Betsimisaraka+Sihanaka] . Nom de divers cyperus employés pour la couverture des maisons et la sparterie. Surtout : Cyperus latifolius var. herana Chermezon et Cyperus latifolius var. solidifolius Chermezon et Cyperus dives Delile (Cyperaceae). Nombreux emplois en vannerie et sparterie. Peuvent fournir aussi une bonne pâte à papier. Lorsqu'on rabattu la plante une première fois, on obtient des feuilles beaucoup plus fines appelées tsoa-kerana qu'on utilise pour des ouvrages plus soignés. [1.196] |
| Ohatra |
7 herana matevim-be ny tafony;
[1.437#]
8 Ary io trano fiangonana vao vita io, dia tafo herana. [2.59#] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how herana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 harena, herana, 16 rehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|