|
|
|
|

Teny iditra1  miady
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifamely amin' ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana.
5 Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto.
6 Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo.
7 Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 To fight, make war. [1.2, 1.7]
9 to quarrel, to contend in words or deeds.. [1.2]
10 to fit closely together, to correspond exactly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Se battre, être en guerre, faire la guerre. [1.3, 1.8]
12 être en procès, se disputer.
13 être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type. [1.3]
14 être bien ajusté; correspondre. [1.8]
Ohatra  15  Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho. [2.471]
16  Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy. [2.472]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Mpanahaka  21  mandrafitraady, 22  miady, 23  mifamango, 24  mifamelyantsamotady, 25  mifamely, 26  mifamovoka, 27  mifampikatroka, 28  mifanafika, 29  mifanakofoka, 30  mifanakotika, 31  mifanandrina, 32  mifanangana, 33  mifananikamifanorabato, 34  mifanaoambakiloha, 35  mifanaoankolafiny, 36  mifanaomandrosoafamasakanylohomby, 37  mifanatrika, 38  mifandazo, 39  mifandramatra, 40  mifandringana, 41  mifandripaka, 42  mifandrotika, 43  mifanjenjina, 44  mifanjinja, 45  mifanondrobasyamandefona, 46  mifanorotoro, 47  mifanotohoto, 48  mikatroka, 49  mikatroka, 50  mikitra, 51  mikitrana, 52  mipaka, 53  rafitraady
Kamban-teny rehetra  54  Fikambanana 32 amin' io teny io
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  56 amidy, 57 i mady, 58 miady, 59 midia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09