|
|
|
|

Teny iditra1  mahantra
Fototeny  2 antra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 poor, afflicted. [1.2, 1.7]
6 wretched, miserable.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 pauvre, affligé. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  9  fadiranovana, 10  faraidiny, 11  malahelo, 12  mikaforoforo, 13  mikokokoko, 14  miporipory
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02