| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
loza | |||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom (anarana) | ||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, to [...] ¶ Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' [...] ¶ Voina, antambo, loza aman' antambo ¶ Antambo, loza aman' antambo, zo, voina, [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | ||||
| Voina mihatra tsy ampoizina [SLP 1986] | |||||
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | Calamity, danger [Hallanger 1973] | ||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Calamité, danger [Hallanger 1974] | ||||
| Accident [SLP 1986] | |||||
| Dérivés (Sampanteny) | ampandoza, ankaloza, ankalozana, fahalozana, fankalozana, halozana, lozaina, mahaloza, mandoza, mankaloza, mpandoza, voaloza | ||||
| Expressions (Fombam-pitenenana) |
| ||||
| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
loza | |||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | adjectif (mpamaritra) | ||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Masiaka [Bezanozano] [Rakotosaona 1972] | ||||
| Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, i [...] ¶ Enti-milaza olona na zavatra mampitola g [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | |||||
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | Angry, fierce, frightful [Hallanger 1973] | ||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Cruel, intraitable, dangeureux [Hallanger 1974] | ||||
| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
Loza | |||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | ||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Fleuve de la préfecture d'Antsohi [...] Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [texte complet dans Rajemisa 1966] | ||||
| Vocabulaire (Voambolana) | Géographie: rivières, lacs (Jeografý: renirano, farihy) | ||||
| Mis à jour le 2011/10/25 |
|