|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 feno |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny
[1.1#284] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.]
[1.2] 5 full, complete [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 plein, complet
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 27 ampoka, 28 avo loha, 29 dabadabaka, 30 diby, 31 diboka, 32 fempina, 33 Feno hika, 34 feno hipoka, 35 feno hizina, 36 feno miatiaty, 37 feno mibinabina, 38 feno mihintsana, 39 feno mitihitihika, 40 feno mitipitipy, 41 henika, 42 heraka, 43 hifotra, 44 himpona, 45 hivoka, 46 hotsaka, 47 lelika, 48 mamotsentsina, 49 mangeniheny, 50 manjepizepy, 51 miangoango, 52 midibadiba, 53 mifatratra, 54 mihoa-pefy, 55 mitafotafo, 56 mivozihitra, 57 mizetra, 58 mizihitra, 59 mizihizihy, 60 miziniziny, 61 safomorona, 62 safononoka, 63 safotra, 64 somaba, 65 somafatra, 66 tampina, 67 tomefy, 68 tonga fatra, 69 tototra, 70 tsentsina, 71 tsepoka, 72 tsipoka, 73 vonto |
| Fikambanana | 74 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 33 misy ny teny how feno |
| Ohabolana | 75 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 76 feno |
| Sokajin-teny | 77 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
78 [Tanosy] sery (aretina)
[1.78] |
| Voambolana | 79 Fahasalamana |
| Ohabolana | 80 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | feno, 81 fone, 82 Nofe |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|