|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diboka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho:
4 Dibo-drano ny tanimbary 5 Feno: 6 Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 full, crowded, covered, as with water
[1.2] |
| Ohatra |
8 Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko;
[2.996#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 bodika, diboka, 16 dobaky, 17 kidabo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|