|
|
|
|

Teny iditra1  mameno
Fototeny  2 feno
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
5 Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
6 Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to fill [1.2, 1.7]
8 to fill up. [1.2]
9 to complete [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 remplir; compléter [1.8]
Ohatra  11  ny voliko mameno saha; [2.69#]
12  Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona! [2.69#]
13  Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18 mameno tanety
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mameno, 20 mamoñe, 21 manemo, 22 manome

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17