Entrée feno hika (feno, hika)
Partie du discours Non spécifié
Allégation Mot ou locution vu dans: feno ~ himpina ~ himpona
Exemples 
1Feno hika ny trano. [Andraina: Mitaraina, page 194]
2Ary dia niditra tao an-tranon'i Bala ireo, ka feno hika ny trano. [Baiboly: 12:010:021/2 Mpanjaka 10:21..]

Mis à jour le 2020/07/31