Entrée tsepoka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31