|
|
|
|

Teny iditra1 hotsaka
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka.
4Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony.
5Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo. [1.1]
[hôtsaka] 6honahona. [Bezanozano] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 hatsoka, 19 hotsaka, 20 katsaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02