Entrée safo morona (safo, morona)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [Rajemisa 1985]
Synonymes safo makirana
Exemples Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Mis à jour le 2020/07/31