Entrée himpona
Partie du discours adjectif
Définition malgache Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany
¶ Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra
Mitovy hevitra: feno hika ~ hiboka ~ hipoka ~ hivoka [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31