Entrée manjepizepy (zepizepy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin' ny faritra atsimo iny taorian' ilay orana nikija nandritra ny herinandro [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manjepizepy
nanjepizepy
hanjepizepy

Mis à jour le 2020/07/31