Entrée (1/2) | 1 atsinanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1] |
Explications en anglais |
4 the east; atinanana is used in provinces. [1.2] 5 the east [1.7] |
Explications en français |
6 est [1.3#66, 1.8] |
Exemples |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
8 Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 27 Espace |
Autres orthographes | 28 atinanana |
Antonymes | 29 andrefana |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot atsinanana |
Entrée (2/2) | 35 Atsinanana |
Partie du discours | 36 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
37 faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1] |
Vocabulaire | 38 Politique |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
61 Les vingt-deux régions |
Illustrations |
|
Anagrammes | 62 atsinanana, Atsinanana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |