|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andrefana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the west.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ouest.
[1.3#40, 1.8] |
| Ohatra |
6 Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina;
[2.857#]
7 Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Toerana |
| Tohi-kevitra | 12 atsinanana |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 andrefana, 17 fanderana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|