|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 atsimo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces.
[1.2] 5 the south [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sud
[1.3#66, 1.8] |
| Ohatra |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Toerana |
| Tsipelina hafa | 17 atimo |
| Tovy hevitra | 18 ambalaka |
| Tohi-kevitra | 19 avaratra |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 atsimo |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Kely haja, mahantra
[1.1] |
| Fivaditsoratra | atsimo, 28 maitso, 29 matsoy, 30 misota, 31 Mosita, 32 samoty, 33 Tomasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|