Entrée (1/2) | 1 atsimo atsinanana |
Mots élémentaires | 2 atsimo, 3 atsinanana |
Partie du discours | 4 locution |
Exemples |
5 Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy
[2.366#9]
6 Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274] |
Vocabulaire | 7 Espace |
Entrée (2/2) | 8 Atsimo Atsinanana |
Mots élémentaires | 9 atsimo, 10 atsinanana |
Partie du discours | 11 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1] |
Vocabulaire | 13 Politique |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
36 Les vingt-deux régions |
Illustrations |
|
Anagrammes | 37 atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |