|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avaratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the north. (Mal. utara; Sans. utara?). [1.2]
5 the north. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 nord. [1.3#67, 1.8]
Ohatra  7  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :
Voambolana  12  Toerana
Tohi-kevitra  13 atsimo
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  avaratra
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra. [1.1]
Voambolana  22  Teny fanajana
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09