|
|
|
|

Teny iditra1  Mpahary
Fototeny  2 ary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 enti-milaza an'Andriamanitra izay nampisy, izany hoe nanao an'izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the Creator. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Créateur. [1.8]
Voambolana  7  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12