|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aroa
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ary. [Taisaka] [1.78]
4 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 yonder, at that place, but not seen.. [1.2]
6 there very far away (not in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 là-bas. [Taisaka] [1.82]
8 là-bas, bien loin, pas visible. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :
Mpanahaka  14  any, 15  ao, 16  ary, 17  aroa, 18  aty, 19  ato, 20  atsy, 21  eny, 22  eo, 23  ery, 24  eroa, 25  ety, 26  eto, 27  etsy
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)29  aroa
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  31 roa. [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  32  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  33 aro, roay

Fivaditsoratra  34 aaro, 35 aroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09