Entrée | 1 atsy |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [1.1] |
Explications en anglais |
4 here (not in sight) [1.7] |
Explications en français |
5 là, à une certaine distance [1.3#66] 6 ici, là (pas visible) [1.8] |
Exemples |
7 Mandehana mividy atsy amin-dRasolo
[2.332#29]
8 Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 21 aty, ato, ao, atsy, atsikitra, any, aroa, ary, ety, eto, eo, etsy, etsikitra, eny, eroa, ery |
Anagrammes | 22 atsy, 23 sita, 24 tasy, 25 tsia, 26 tsy a- |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |