Entrée eny
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
Explications en anglais There, not too far away (in sight); [1.7]
Explications en français  [Taisaka] [ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
 Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
Exemples Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4]
Morphologie 
Présent : eny
Passé : teny
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée eny
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
Explications en anglais Yes [1.7]
Explications en français Oui [1.8]
Exemples Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5]
Synonymes eka ~ ekany ~ ia
Mots composés 
Hyponymes Eny, alina (Zanamihoatra Randja)

Entrée eñy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fijanonana [1.78]
Dérivés 
 
Proverbes 

Entrée eny
Partie du discours adjectif
Explications en français  [Taisaka] Six [1.82]

Entrée eny
Partie du discours nom
Explications en français  [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/11