|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ato
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 etsy. [Taisaka] [1.78]
4 Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 here close at hand (not in sight); see mankàto. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 là (près). [Taisaka] [1.82]
7 ici tout près, pas visible. [1.8]
Ohatra  8  Tsy ato izy, hoy i Dada. [2.472]
9  Nofongorako hiala ato am-poko! [2.499]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :
Voambolana  15  Toerana 16  Fotoana
Mpanahaka  17  any, 18  ao, 19  ary, 20  aroa, 21  aty, 22  ato, 23  atsy, 24  eny, 25  eo, 26  ery, 27  eroa, 28  ety, 29  eto, 30  etsy
Kamban-teny rehetra  31 tato ho ato

Teny iditra (2/2)32  ato
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 Enti-milaza fiatoana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 action de s'arrêter. [1.3, 1.5]
36 action de s'interrompre. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  49 ato, 50 ota, 51 tao, taò, 52 toa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09