|
|
|
|

Entrée (1/2)1  adana
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1]
Explications en anglais  4  slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
5  slowness; hence, peace, happiness [1.7]
Explications en français  6  lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
7  Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
8  démarche grave, abondance, paix [1.3]
9  tranquillité, bonheur [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  24  Emotions
Analogues  25  anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro

Entrée (2/2)26  Adana
Partie du discours  27  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  28  Addan [2.996]
Explications en français  29  Addân [2.996]
Exemples  30  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996]
Vocabulaire  31  Ecritures Saintes
Autres orthographes  32  adona
Citations bibliques  33  Chapitres et versets citant Adana
Article  34  Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  35 Adana, adana

Mis à jour le 2025/09/20